Ireo mpilalao volley ball Fiarahabana ireo solontenan'ny Fiangonana nandray anjara tamin'ny hetsika fanatanjahan-tena lalao Volley Ball nokarakarain'ny Fiangonan'ny Jesoa Kristy eto Madagasikara ka nahazoan'izy ireo ny laharana fahatelo. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyhdNb67DJsttKVzbQuxuKfZgbCAGzifibYupC0m45oSTo8ZnuH3sP4bq-oF_0LxHokjZME' main_size='2048' layout='mosaic'] Batisa sy Fanolorana zaza Araho ny rohy. Horonan-tsary
Tohiny
BATISA sy FANOLORANA ZAZA 25 FEB 2024
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxNjNFMWP2Q_fxUsbJyYbxmZZZKfJHya-0SJbk2F6aFKAoe0nZ6Gbl3W0RINluKZPTq60dn' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary ny mpanjaka nitsangana teo amin'ny fitoeran'andriana, dia nanao fanekena teo anatrehan'i Jehovah hanaraka Azy sy hitandrina ny lalàny sy ny teni-vavolombelony ary ny didiny amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra, hankatò ny tenin'ny fanekena sy izay voasoratra ao amin'izany boky izany. Ary ny vahoaka rehetra koa dia mba nanaiky ny fanekena". II Mpanjaka…
Tohiny

