HAFATRA Intro: Salamo 68: Fiantsoana ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra amin'ny ady (and. 1-2) ary fiantsoana ny fanjakana rehetra hanaiky ny Herin'Andriamanitra (and. 32-35). Salamo 68:7-14: Manoritra ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy any Egypta sy ny nitondran'Andriamanitra azy tamin'ny heriny. Andininy faha-9: Miara mandeha amin'ny Tompo Andriamanitrao. 1. Ranonoram-pitahiana Hafatra: Mahafantatra ny ilainao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.…
Tohiny
"Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin'ny lovanao, Andriamanitra o; ary raha kotra izy, dia novelombelominao". Salamo 68 : 9
Tohiny
Mofonaina Talata 09 Jolay 2024 – Marka 6,7-13
1. NY BOKY: Efa voaresaka tany aloha . 2. FAMARITANA NY TEKSTA: Ny eo aloha dia Jesoa tao Nazareta sy ny fandavana Azy (Marc 6,1-6). Ny aoriana dia ny Namonoana an’i Jaona Mpanao Batisa (Marc 6,14-29). Anatin’ny fotoam-panofanana ny mpianatra ny Tompo, ity no fanirahana voalohany taorin’ny fanendrena (Marc 3,13;14). 3. IREO VOAMBOLANA MANAN-DANJA: 21.…
Tohiny
"Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto". Marka 6 : 7
Tohiny



