"Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah". Jeremia 1 : 11-19 (and.19)
Tohiny
"Indrisy, Jehovah Tompo o! Indro, Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin'ny herinao lehibe sy ny sandrinao ahinjitra, ary tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainao". Jeremia 32 : 16-25 (and.17)
Tohiny
"Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany". Jakoba 4 : 11-17 (and.15b)
Tohiny
"Jehovah, Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra". Salamo 24 : 7-10 (and.10b)
Tohiny