"Koa dia nataoko ho voninahitro ny hitory ny filazantsara toy izao: tsy eo amin'izay efa niantsoana an'i Kristy anefa, fandrao hanovona eo ambonin'izay efa naorin'ny sasany aho; fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra (Isaia 52:15)". Romana 15 : 20 - 21
Tohiny
ALAHADY 12 MEY 2024 – ALAHADIN’NY SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA – FAHA 40 TAONA SLK IF
SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwXr3_A7Pr_1ajCudUL08EXKjOBTHY7MDSdDnl_tisK2ZOuVZxTsawiN2FSLTNcBTcM0aQ-' main_size='2048' layout='mosaic'] HORONANTSARY FAMPIANARANA NY ASABOTSY 11 MEY 2024 Araho ity rohy ity.
Tohiny
"Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra*; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy". Jaona 16 : 7
Tohiny
ASABOTSY 11 MEY 2024 – FAHA 40 TAONA SLK, KONFERANSA : LEHILAHY MIAHY TSARA NY ANKOHONANY
FAMELABELARANA FISAORANA NY MPITANDRINA SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rwrdw_J1ldItZWT4jJDOOLNmhcpSg6aAkujKQBM0p_UhfAS8rnfTDmKsAj-i0qx8cJpAhEM' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
