Vaovao

"...Ario ireo andriamani-kafa, izay ao aminareo, dia madiova, sady ovay ny fitafianareo". Genesisy 35 : 2
Tohiny

"Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an'ny jentilisa". Asan'ny Apostoly 14 : 27
Tohiny

"Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?". Romana 8 : 32
Tohiny

Mofonaina 10 Septambra 2024 – 1 Jao 5:4-5

Mofonaina 10 Septambra 2024 1 Jn 5.4-5 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko? Ny andininy tadidy? Taona: 80-110 T.K. 1.2 Fanampiny: Mariho ny andininy voalohany sy ny andininy farany ampitahaina amin’ireo roa hafa. Mpanoratra dia Jaona Apostoly: raiamandreny feno fitiavana sy entitra (miverina matetika ny hoe "Anaka" sy ny hoe "Ry malala", ary…
Tohiny