Vaovao

"Koa amin'izany, ry malala, satria manantena izany zavatra izany ianareo, dia mazotoa mba ho hita tsy manan-tsiny amam-pondro eo anatrehan'ny Tompo amin'ny fihavanana". II Petera 3 : 14
Tohiny

MOFONAINA 25 OKTOBRA 2024 – Romana 1:8-12

FANDAHARANA : Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:1-8 Hira: 471/1.3 Vavaka Hira HF6/2 Soratra Masina: Romana 1:8-12 Hira HF4/3 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira HF1/1 Tsodrano Romana 1:8-12 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Paoly no nanoratra. Tsy fantatra izay namaky lay tamin’ny fitoriana tany Roma. Taona nanoratana: 57-60 T.K. Toerana nanoratana:…
Tohiny

Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaherezina ianareo, izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin'ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy. Romana 1 : 8 - 12 (and.11-12)
Tohiny