"Araka ny fanaon'ny olona dia ny divay tsara no arosony aloha; ary rehefa nisotro be* ny olona, dia vao izay ratsiratsy kokoa; fa ianao kosa dia efa nitahiry ny divay tsara ambaraka ankehitriny". [*Grika:mamo] — Jaona 2 : 1-12 (and.10)
Tohiny
"Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy; izao no Andriamanitro, ka hankalaza Azy aho, dia Andriamanitry ny razako, ka hanandratra Azy aho". — Eksodosy 15 : 1-2 (and.2)
Tohiny
21 JANOARY 2025 – AMPIFITIA : FITONDRANA AMBAVAKA TAOMPIASANA 2025
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rz9-Dgojy6EHE_r8FP1YQ4uF2vlxa56aytcEmMMDcJvjiVSiP_YPZ5iseXhuvt329SGtNPL' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? hoy Jehovah, Ary manao ahoana no ho fitoerana fitsaharako?" Asan'ny Apostoly 7 : 45-50 (and.49)
Tohiny



