HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RynJz_h4QatMJ3SDf8-ey_opha0KfqF60Bye2w344l15osgaUh9pnhFBpOOiyVRz3JXbOYz' main_size='3000' layout='mosaic']
Tohiny
"Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko". Ohabolana 3 : 1-12 (and.1)
Tohiny
"Dinihinareo* ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy". [*Na: Diniho] Jaona 5 : 39-45 (and.39)
Tohiny
"Ny fahamarinanao tsy mba nafeniko tato am-poko; ny fahamarinanao sy ny famonjenao no nambarako; tsy nanafina ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao tamin'ny fiangonana lehibe Aho". — Salamo 40 : 1-10 (and.10)
Tohiny



