"15 Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany. 16 Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra. 17 Marina Jehovah amin’ ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin’ ny asany rehetra. 18 Jehovah dia eo akaikin’ izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso…
Tohiny
1 Petera 2:2
"Fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin’ izany ho amin’ ny famonjena"
Tohiny



