"Koa ataovy amin’ ny taranak’ Isiraely hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak’ Isiraely, fa noho ny anarako masina, izay nolotoinareo tany amin’ ny jentilisa izay nalehanareo". Eze.36:22
Tohiny
Tsianjery 29 Aprily 2018
"Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an’ ny olona rehetra, ho an’ ny mpanjaka mbamin’ izay rehetra manana fahefana"
Tohiny



