Vaovao

ALAHADY 06 MEY 2018

image_pdfPDF

1 Tes 1 :10a : « Ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra »

Resaka fiandrasana

Fahamarinana 1 : NY OLONA MIANDRY DIA OLONA MIALA AMIN’NY SAMPY

Fahamarinana 2 : NY OLONA TENA MIANDRY MARINA AN’I JESOA DIA MITANDRINA NY MBA TSY HITENY RATSY NY FANAHY MASINA

Fahamarinana 3 : NY OLONA MIANDRY AN’I JESOA AVY ANY AN-DANITRA DIA TSY MIPETRAPETRA-POTSINY FA MANOMPO AN’ANDRIAMANITRA VELONA

image_pdfPDF

Tsianjery 13 Mey 2018

"Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an’ ny Fanahin’ Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany". 1 Kor.2:14
Tohiny