Vaovao

"Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan’ ny nofo hianareo". Galatiana 5:16
Tohiny

Tsianjery 27 Mey 2018

"Koa raha hianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an’ izay mangataka aminy?"  Lioka 11:13
Tohiny