"Jehovah ô, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin’ ny fahamarinana sy tamin’ ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao Dia nitomany mafy dia mafy izy". Isaia 38:3
Tohiny
17 JONA 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RAY
Ny zanaky ny Fiangonana ao amin'ny Sampana Sekoly Alahady no nisolo tena ny rehetra niarahaba ny raim-pianakaviana tamin'ny alalan'ny tsianjery noho ny fetin'izy ireo.
Tohiny
Tsianjery 17 Jona 2018
"Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin'ny ran'ny Zanak'ondry Sy ny teny filazana Azy, Ary tsy nankamamy ny ainy intsony izy, na dia ho faty aza". Apokalypsy 12 : 11.
Tohiny



