Vaovao

ALAHADY 17 JONA 2018

image_pdfPDF

Apokalypsy 12 :11 : « Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin’ ny ran’ ny Zanak’ ondry Sy ny teny filazana Azy, Ary tsy nankamamy ny ainy intsony izy, na dia ho faty aza ».

MINO IZANY HERIN’NY RA IZANY VE IANAO ? ARY EFA MIVELONA AMIN’IZANY HERIN’NY RAN’I JESOA IZANY VE IANAO ?

RESAKA HERIN’NY RA

Fahamarinana 1 : NY HERIN’NY RA DIA MIASA AMIN’NY OLONA VITA FANEKENA AMIN’I JESOA
Fahamarinana 2 : NY RAN’I JESOA DIA MANADIO SY MANAFAKA
Fahamarinana 3 : MIARO NY FIANAKAVIANA AMIN’NY FANDRINGANANA IO RA IO

image_pdfPDF

ALAHADY 10 JONA 2018

image_pdfPDF

Estera 4 : 14. "fa raha hangina mihitsy ianao amin'izao andro izao, dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin'ny fitoerana hafa ho an'ny Jiosy, fa ianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana; ary iza no mahalala, fa angamba ho amin'izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin'ny fanjakana?"

FANTATRAO MAZAVA VE IZAY PROGRAMAN'NY TOMPO HO ANAO ETO AMIN'ITY FIRENENA ITY?
RESAKA KINTANA MAMIRATRA

Fahamarinana 1 : AHASOEROSY SY HAMANA DIA NAMPIASAIN’ANDRIAMANITRA FA TSY NAHAFANTATRA
Fahamarinana 2 : MORDEKAY SY ESTERA

image_pdfPDF

ALAHADY 03 JONA 2018

image_pdfPDF

Jaona 8 :30-32 : « Raha nanao izany teny izany Jesosy, dia maro no nino Azy. Dia hoy Jesosy tamin’ ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin’ ny teniko hianareo, dia ho mpianatro tokoa; ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo ».

Resaka finoan’ny mpianatra.

Fahamarinana 1 : NY MPIANATRA DIA MAHARITRA AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fahamarinana 2 : NY MPIANATRA DIA MAHAFANTATRA NY MARINA

image_pdfPDF