Vaovao

RECENSEMENT

Azonao atao ny manatitra ny fiche de recensement amin'ireto fotoana sy toerana ireto: - Ao amin'ny Sekretera ny andavan'andro sy ny Asabotsy maraina - Any amin'ny komity,izay hitanao eo am-piaviana ao am-piangonana ny Alahady maraina  
Tohiny

RECENSEMENT

Ho an'ireo izay mbola tsy nahazo ny fiche de recensement, manatòna ny Sekretera amin'ny andavan'andro sy Asabotsy maraina; ary manatòna ny Komity ny Alahady maraina
Tohiny

KATEKOMENA

Hanatanteraka Tafika Masina eny Anosipatrana ny Asabotsy 10 Febroary
Tohiny