1 Petera 2 :13 : « Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona » 1/ Hialohavy amin’ny hoe « Noho ny Tompo » ny teninao Mananatra antsika ny Tompo amin’ny alalan’ny teniny hoe ny amin’ny fisainana, ny amin’ny fitondran-tena dia hialohavy amin’ny hoe « noho ny Tompo ». Hiova ny fisainanao, hiova ny fombanao,…
Tohiny
La bonne semence
112Trouver dans ma vie ta présence. Tenir une lampe allumée. Choisir avec toi la confiance. Aimer et se savoir aimé.
Tohiny
Fanolorana fahafolokarena
Mba tantanonao, ry Raiko. Izato làlan-janakao. Ny mifidy toa tsy haiko, fa maniry indrindra Anao. Hitanao ny adi-tsaina. Mitambesatra ao an-doha‘Zany tsikin’ny maraina. Toa ela vao hifoha. Moa diso ny safidiko raha mandroso ka mankao. Sa ‘ty làla-nofinidiko dia tsy ilay voasoritrao. Tanteraho ny faniriako O ! ry Tompo tena tia. Fa ity zavatra iriko…
Tohiny