"Ny Fanahin’ i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin’ ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin’ ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin’ ny jamba, Hanafaka izay nampahorina" Lioka 4:18
Tohiny
ALAHADY 17 JONA 2018
Apokalypsy 12 :11 : « Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin’ ny ran’ ny Zanak’ ondry Sy ny teny filazana Azy, Ary tsy nankamamy ny ainy intsony izy, na dia ho faty aza ».
MINO IZANY HERIN’NY RA IZANY VE IANAO ? ARY EFA MIVELONA AMIN’IZANY HERIN’NY RAN’I JESOA IZANY VE IANAO ?
RESAKA HERIN’NY RA
Fahamarinana 1 : NY HERIN’NY RA DIA MIASA AMIN’NY OLONA VITA FANEKENA AMIN’I JESOA
Fahamarinana 2 : NY RAN’I JESOA DIA MANADIO SY MANAFAKA
Fahamarinana 3 : MIARO NY FIANAKAVIANA AMIN’NY FANDRINGANANA IO RA IO