"Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin'ireo ho any amin'ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany". Lioka 16:9
Tohiny
"Ary ny tompony nidera ilay mpitandrina tsy marina, satria nanan-tsaina izy; fa ny zanak'izao tontolo izao dia manan-tsaina kokoa ny amin'ny karazany noho ny zanaky ny mazava". Lioka 16:8
Tohiny
08 SEPTAMBRA 2018 – KATEKOMENA – TAFIKA MASINA
Ny Asabotsy 08 Septambra 2018 dia nanatanteraka Tafika Masina teny Anosipatrana ny Katekomena.
Ny nampiavaka an'ireto groupe ireto, dia tsy fitetezana tokan-trano no nataony, fa nitory kosa izy ireo tamin'ireo olona nifanena tamin'izy ireo teny an-dalana, na koa olona eo am-piasana. 



![20180908_102536[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1025361-800x400.jpg)
![20180908_102607[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1026071-800x400.jpg)
![20180908_102615[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1026151-800x400.jpg)
![20180908_102644[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1026441-800x400.jpg)
![20180908_102940[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1029401-800x400.jpg)
![20180908_102954[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1029541-800x400.jpg)
![20180908_103005[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1030051-800x400.jpg)
![20180908_103414[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1034141-800x400.jpg)
![20180908_103226[1]](https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2018/09/20180908_1032261-800x400.jpg)



