"Dia nampianatra Izy ka nanao taminy hoe: Tsy voasoratra hoe va: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an’ ny firenena rehetra?; fa hianareo kosa efa nanao azy ho zohy fieren’ ny jiolahy". Marka 11:17
Tohiny
29 JOLAY 2018- MPITANDRINA MIZAHA-DRAHARAHA
Pasteur Mampionona indray izany no handimby an'i Pasteur Lanto ANDRIAMIHAJA, hizaha-draharaha eto amin'ny Fiangonana manomboka ny 01 Septambra ho avy izao.
Tohiny
