"Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, dia hamponeniko amin'ity tany ity ianareo." Jeremia 7:3
Tohiny
ALAHADY 26 AOG 2018
Asan'ny Apostoly 16:17: "Izy nanaraka an’ i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon’ Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena".
RESAKA FANDINIHAN-TENA
- Tadidio fa fantatry ny devoly isika mpanompon'Andriamanitra
- Jesoa tokoa ve no manjaka ao amin'ny fonao?
- Raha Jesoa no Mpanjakan'ny fonao dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao

