Vaovao

ALAHADY 14 OKT 2018

Lioka 10 :33-35 : « Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin'ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.Dia nanatona izy, ka nofeheziny ny feriny, sady nasiany diloilo sy divay; dia nampitaingeniny tamin'ny bibiny izy, ka nentiny ho any amin'ny tranom-bahiny, dia notsaboiny. Ary nony ampitson'iny, dia naka denaria roa izy, ka nomeny ny tompon'ny…
Tohiny

"Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon’ ny adala". Ohabolana 15:7
Tohiny

29 Oktobra 2018 – 04 Novambra 2018

Misikina (Lio 12.35) Iza ? Ny mpino no asaina MISIKINA. Nahoana ? Mariky ny FIANDRASANY ny fihavian’i Jesoa. Amin’ny fomba ahoana ? Malabary lava no niakanjoan’ny Jiosy, ka rehefa MIASA mafy izy na MIHAZAKAZAKA dia nakariny avoavo kokoa izany, dia nofatorany tamin’ny fehin-kibo. Koa miasà mafy isanandro isanora ho an’ny Tompo. Ary mihazakazaha hamoha varavarana raha vao mandondona …
Tohiny