HORONANTSARY SARY (mahandràsa kely vetivety fa hiseho ireo sary) [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RzkoBS9W3bHJcHM19NZBDvu7JLHKJWBG_CTMfv67byqvZ7gBmwJ1h0t4A92cog2Ztu2kaye' main_size='3000' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza". Joela 2 : 12-17 (and.13)
Tohiny
"Izay* rehetra tiako no anariko sy faiziko; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha". [*Grika: Raha Izaho, dia izay] Apokalypsy 3 : 14-22 (and.19)
Tohiny
"Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo". Asan'ny Apostoly 3 : 17-21 (and.19)
Tohiny



