Zoma 02 Aogositra 202 1 Sam 16:4-13 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 31 Daty: Tantara niseho 1055 BC, nosoratana tamin'ny 1055 BC Sokajin’ny bokin’ny tantara: Ny olon'Andriamanitra voalaza ao dia Samoela, Saoly, Davida. Manamarika ny Boky ny olam-pianakavian’i Samoela, ny olana ara-panahin’ny ankohonan’i Ely, ny fiorenan’ny fanjakan’Israely, ny faharesen’i Goliata. Ato no misy…
Tohiny
À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
Mofonaina 01 Aogositra 2024 – Hebreo 12:14-17
Hebreo 12:14-17 Taratasy ho an'ireo Jiosy Kristianina niaran'ny fanenjehana. MANDROSOA AMIN'NY FAHAMASINANA (Heb 12:14) Soatoavina anankiroa andrandraina amin'ny Fiangonana mitory ny Filazantsara ny fihavanana sy ny fahamasinana (Fifankatiavana sy ny fanokanan-tena ho an'Andriamanitra). Ny fijoroana amin'izany dia miantoka ny isan-jatony betsaka amin'ny fitoriana ny Filazantsara. Ity anjara mofon'ainantsika ity dia nandoharana hafatra (03) azo entina…
Tohiny
Mofonaina 31 Jolay 2024 – Ezek 20, 18-22
1. Mandehana mahitsy fa mazava ny toromarika: Aza manary tena (Ezek 20:18-21) Hatramin'ny niandohan'izao tontolo izao dia nitarika antsika zanak'olombelona Andriamanitra. Nitady izay hahatsara sy hiainantsika amin'ny fiadanana IZY. Napetrany ny toromarika mazava mba tsy hahasimba ny fiainantsika. Tsy nandeha arak'izany isika olombelona ka very sy voa mafy mandraka ankehitriny. Arakaraky ny tsy nandehanantsika tamin'ny…
Tohiny
28 JOLAY 2024 – ALAHADIN’NY MPIASA IOMBONANA SY FISEHOAN’NY KATEKOMENA
Horonantsary Sary [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwOJoIs_NKSODe2RrxukLl_IdBBMfxoLxnpTZ2ZxTUqcO3bkhbzG_a97SrTYMmTXFRaAtWW' main_size='2048' layout='mosaic'] Sary hafa : Batisa Tera-bao Fiarahabana fanorenana Fanambadiana
Tohiny
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



