Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana

MOFONAINA ALAROBIA 25 SEPTAMBRA 2024 – Marka 5:25-34

Mc 5:33 Ilay vehivavy narary 12 taona nandray fahasitranana avy amin'i Jesoa. Finoana fanasitranana tonga finoana nahavonjy. Miorina amin'ny finoana 1- Tompon'andraikitra (nankeo Aminy) Nankeo: valin'ny antson'ny Tompo ho amin'ny famonjena "Mankanesa aty amiko..." (Mt 11:28). Voambolana mampifamatotra ny Mpamonjy sy ireo mila famonjena. Ny olona miorina amin'ny finoana dia mijoro ho tompon'andraikitra amin'ny tenany,…
Tohiny

Mofonaina 24 Septambra 2024 – Efesiana 1:7-14

Eph 1:7-14 1-NY BOKY  11-Fandraisan’anjaran’ny tsirairay : (Toko 6 ,Taona 60-62 tany Roma tao am-pifatorana. Milaza andininy tadidinao) 12-Fanampiny Naorin’i Paoly ny Fiangonana tao Efesosy Ac 18.18 ss ary naharitra tao 3 taona izy Ac:20.31. Antsoina hoe Epistilin’ny fihavanana ity epistily ity (fifaliana/Filipianina; Famindram-po/Filemona; Kolosianina/Fampihavanana) 13-Drafitry ny boky 1-(1-3) : Ny Fikasan’Andriamanitra momba ny famonjena 2-…
Tohiny

Mofonaina 23 Septambra 2024 – 2 Tantara 20:18-23

2 Chr 20:18-23 2 Chr 20:20 Mpino miorina amin'ny finoana MIVAVAKA MIHAINO MANANTENA MIVAVAKA Raha vao nandre Josafata mpanjaka fa ho avy hanafika an'i Joda ny Moabita dia natahotra izy. Nivavaka izy ary niantso vavaka fifadian-kanina koa. Nivavaka izy sy ny vahoaka notarihiny. FAMPIHARANA Maro isankarazany ny ady atrehin'ny vahoakan'Andriamanitra. Fomba samihafa no entin'ny olona…
Tohiny

ALAHADY 22 SEPTAMBRA 2024 – AGAPE

Fanompoam-pivavahana Sary AGAPE [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RzfRyI-eo6MXqQgkIhPsytQGFmF_2ZccBA875gyG2Fq_H3rp7FfYweKXh2KLJ_QO-eITSnz' main_size='1400' layout='mosaic']
Tohiny

Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana

Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.