Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana

MOFONAINA 09 OKTOBRA 2024 – KOLOSIANA 1:1-8

Mofonaina 09 Oktobra 2024 - Kolosiana 1:1-8 1. KRISTY LOHARANON'NY FIHAVAOZANA Kol 1:1-2 Paoly mpanenjika Kristianina no tonga Apostolin'i Kristy. Kolosianina jentilisa mpanompo sampy no tonga olona masina sy mahatojy ao amin'i Kristy. FMHRN Ny lalana taloha ihany no izorana. Ny fanao hatrizay notohizana. ANTSO Mba hiverina sy iorina tsara ao amin'i Kristy anie ny…
Tohiny

MOFONAINA 07 OKTOBRA 2024 – GENESISY 32:25-31

Genesisy 32:25-31 Konteksta: Genesisy 32, 1ss Jakoba mody ho any Kanana, mahatsapa ny fahadisoana nataony tamin’ny rahalahiny Esao ary miezaka amin’ny lalan’ny tenany handravona fihavanana. Nalefany hialoha azy avokoa ny manodidina azy rehetra. Rehefa mandinika izao anjara mofon’ainantsika izao isika dia mahita dingam-pihavaozana toy izao: Mitarika anao hihavao ny olana 1. Manavao antsika ny fihaonana…
Tohiny

MOFONAINA 04 OKTOBRA 2024 – MATIO 9:9-17

Mofonaina 04 Oktobra 2024 - Matio 9:9-17 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko faha-28, nosoratana tamin’ny taona 70-75 AD, Matio no mpanoratra. Ireo andininy tadidinao ao amin’ity boky ity. 12- Fanampiny 121. Toy ny Filazantsara rehetra, dia milaza ny fiainan’i Jesoa Kristy teto an-tany ny boky: ny fahaterahany, ny fahafatesany, ary ny fitsanganany tamin’ny…
Tohiny

Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana

Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.