Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana

MOFONAINA 29 OKTOBRA 2024 – Romana 12:1-2

FANDAHARANA: F iantsoana sy Fiderana : Salamo 119:57-64 Hira: 18/1.2.3 (FFPM) Vavaka Hira: 480/3 Soratra Masina: Romana 12:1-2 Hira: 619/2 FMSM Vavaka Hira: 446/1 Tsodrano Romana 12:1-2 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny 1.3 Drafitry ny boky 2 - FAMARITANA NY TEKSTA SY RAKI-BOLANA 2.1 Famaritana ny Teksta Ity teksta ity dia…
Tohiny

MOFONAINA 28 OKTOBRA 2024 – II Petera 3:11-18

FANDAHARANA Sal 5:1-3 Hira HF 48 Vavaka Hira 205/1 Soratra Masina 2 Pet 3:11-18 Hira HF 29/2 HAFATRA Vavaka + RZA Fanekem-pinoana 1 Hira 499/1 Tsodrano II Petera 3:11-18 Konteksta: Fanararaotan'ireo mpanao fampianaran-diso ny faharetan'Andriamanitra amin'ny fiverenany. Nosoratana ity toko ity ho fanamafisana orina ny finoana sy ho fampitandremana eo am-piandrasana ny fihavin'ny Tompo. Mpino…
Tohiny

MOFONAINA 25 OKTOBRA 2024 – Romana 1:8-12

FANDAHARANA : Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:1-8 Hira: 471/1.3 Vavaka Hira HF6/2 Soratra Masina: Romana 1:8-12 Hira HF4/3 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira HF1/1 Tsodrano Romana 1:8-12 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Paoly no nanoratra. Tsy fantatra izay namaky lay tamin’ny fitoriana tany Roma. Taona nanoratana: 57-60 T.K. Toerana nanoratana:…
Tohiny

Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana

Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.