À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
15 MARTSA – ALAHADIN’NY FMK/VF
MOFONAINA 9 MARTSA 2026 – Marka 2:23–28
MOFONAINA 9 MARTSA 2026 1. Fampidirana: Ny Soratra Masina Vakiteny: Marka 2:23–28 Toe-javatra: Nandeha tamin’ny andro sabata i Jesoa sy ny mpianatra. Nanoty salohim-bary ny mpianatra satria noana. Nitsikera izany ny Fariseo. 2. Ny Fanontanian’ny Fariseo Ny Fariseo dia: Mpampianatra sy mpitandrina ny lalàna. Nanara-dia an’i Jesoa saingy nitady lesoka sy hitsikerana Azy. Heverin’izy ireo…
Tohiny
8 MARTSA 2026 – ALAHADIN’NY STK ZOKINY
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



