TANTARA
Ny taona Febroary 1993 no nitsangan’ny Sampana Mpanazava sy Tily na SAMPATI ho isan’ny Sampana velona eto amin’ny FJKM Isotry Fitiavana amin’ny maha sampana azy sy ny nanokanana azy ho fivondronana mijoro eto anivon’ny fikambanana Mpanazava sy Tily eto Madagasikara na MTEM ka nanomezana azy ny laharana faha-112 amin’ny maha-fikambanana azy.
23 taona ny Sampana ankehitriny, ka tao anatin’izay taona nijoroany izay dia ireto avy ny zavatra nanamarika manokana ny sampana :
ireo Filoha nifandimby :
- 1993- 1998 : RANDRIANARIVELO Désiré
- 1998- 2002 : RANDRIANARIVELO Louise
- 2002- 2013 : ANDRIAMAKAOLY Voahangy (RADRIAKA Malina)
- 2013- hatram'zao : RAKOTOMIHAMINA Nauno Philippe