NY STK zokiny
50 taona niasana ho an’ny Tompo.
50 taona nitaizana ny fiainam-panahy.
50 taona nitaizana ny fiainam-panahy.
“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” II Timoty 18a
Ny fiorenan’ny Sampana Tanora Kristiana zokiny dia ny taona 1965, noho ny fanavaozana rafitra tao amin’ny FJKM.
Tsy niova ny asany hatramin’izay 50 taona nisiany teto amin’ny fitandremana Isotry Fitiavana fa ny:
- fitaizana ny Kristiana mpikambana ara-pinoana, amin’ny alalan’ny fampianarana mivavaka, sy ny famakiana sy famoaboasana ny Tenin’Andriamanitra.
-fandraisana anjara amin’ny asa ikambanan’ny firaisan’ny sampana eto amin’ny fitandremana, na ny fiangonana manontolo, toy ny fananganana fiangonana manerana an’I Madagasikara.
-fitoriana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny Kristiana amin’ny toetran-kafa.
- asa sosialy samihafa (Tohiny)