10 FEBROARY 2020 – 16 FEBROARY 2020

LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA
( Lioka 5 :6 )
Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ?
Tsy ny expérience professionnelle no laklen’ny fahombiazana (and.5).
Ary tsy ny faharetana na ny fikelezana aina ihany koa.
Fa inona?
Voalohany indrindra, mila vonto fampianarana ianao, mianatra ny Soratra Masina.
Faharoa, rehefa mianatra ianao, dia manome tari-dalana anao Jesoa.
Ireo, ary ireo ihany ny laklen’ny fahombiazana.
Mazotoa ary mianatra Soratra Masina ry havana, ary sahia mangataka tari-dalana amin’i Jesoa dia hahita fahombiazana ianao amin’ny ataonao.
Amena